|
|
|
|

Entry1  menaky ny aina
Elementary words  2  menaka, aina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza
Explanations in French  5  [2.415#978] Graisse de ma vie. Les parents appelaient ainsi les enfants qu'ils avaient engendrés.
Examples  6  izy no menaky ny aina
ary tiana hoatra ny tena
ny zanaka no mampifenofeno
[2.131]
Analogs  7  silakynyaina, singotrynyaina, vahatrynyaina

Updated on 2024/12/12